Teny iditra FITIBA
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Firaisan-kinan’ ny Terak’IBAra [3.1]
Ohatra Tafatsangana ny birao vaovaon’ny Firaisan-kinan’ny Terak’Ibara (FITIBA) izay hitantana ny fikambanana mandritra ny telo taona vaovao indray manomboka izao [4.11.2017/12/07]
Tsanganana sy sary iray takila Fanafohezan-teny

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31