Teny iditra fitetezana (tety)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandehanana manitsaka toerana maro: Fitetezam-paritany
Famisavisana, filazana tsirairay: I dadabe no mahay ny fitetezana ny havana rehetra mifandray aminay, fa izahay tsy misy mahalala [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20