Teny iditra | fitaratra (taratra) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tamaboha fisaka fanao amin' ny varavarana izay tsy mamela ny rivotra hiditra nefa ahazoana mahita izay rehetra any ivelany: Mometaka fitaratra amin' ny varavarankely Tamaboha malamalama tsara ary nasiana manjany ao an-damosiny ka afaka mamerina ny sarin' izay zavatra eo anoloany: Alao ny fitaratra hijereko ny tarehiko fa sao misy arina [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Glass, a looking-glass, a mirror. [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Manière de regarder, le miroir, la glace, ce qui réfléchit la lumière [1.3] | ||||||
Vitre [1.13] | |||||||
Ohatra |
| ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fitaratra io | ||||||
Lahatsoratra | Randzavola: fitaratra ao amin' ny Baiboly | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |