Teny iditra fiseho (seho)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra miseho, fomba itrangan' ny zavatra iray: Samy hafa arakaraka ny fisehon' ny aretina ny fitsaboan' ny dokotera [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière d’apparaître [1.3]
Ohatra 
1Tsy hita loatra izay antony hanaovana fanambadiana be fiseho. [2.4]
2Lehilahy zokiko izy io raha amin' ny taona, mavesa-pijery ary matotra fiseho. [2.472]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11