Teny iditra firaisana (iray)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Union; agreement [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Union; accord [1.8]
 Rapport sexuel, accouplement [1.13]
Ohatra 
1Ho amin' ny firaisana no nahatongavany. [2.356]
2Nampianatra ny firaisana sy fifankatiavana ny mpampianatra. [2.332]
Kamban-teny 
Mpanahaka  filomiana
Ohabolana 

Teny iditra firaisana (iray)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra firaisam-pokontany

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09