Teny iditra fioka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] sioka [1.78]
 Feon' ny rivotra lalovan-javatra mihelatra sy mandalo mafy; feo miteraka sioka avy amin' ny fikivilivilin' ny zavatra miriotra mafy; feo mifofofofo toy ny fanaon' ny omby hanoto vonon-kamely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Whizzing, the noise of the lashing of a whip, lashing.
Whistling, whistle. See siaka, sioka. [1.2]
Ohatra Nisy ireny miaramila ireny nahita fomba manokana hanampiana ireo avy nisakafo amin' ny fandevonan-kanina: rehefa tapi-nihinana ny olona, miditra amin' ny kiraro beny izy, manitsaka tongotra etsy, fe eroa, ary mizara fioka karavasy havia sy havanana amin' izay tandrify rehetra any. [2.472]
Voambolana 
Sampanteny 
 

Teny iditra fioka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Tambahoaka] kapoka [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27