Teny iditra finoan > finoana (ino)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandraisana sy fanekena amim-pahatokiana an' Andriamanitra sy ny teniny ary ny fotondrany; -- fanekena sy fitokiana ho marina ny zavatra ambaran' olona , na ny fampanantenana omeny; -- fanekena amim-pahatokiana zavatra tsy hita maso, na ara-panahy, na tsy takatry ny saina, na tsy hay porofoina, nefa tsaorana ho misy, na ho marina. -- Miasa amin' ny zavatra rehetra momba ny fiainana andavanandro ny finoana. Indraindray dia vokatry ny fahitana sy ny fahalalana ny zavatra efa niseho teo aloha izy... [1.10]
 Fitokiana izay voalazan' olona iray: Ny tsy finoanao ny teniko ihany izao no nahavoa anao
Herim-panahy mahatonga hino ny fisian-javatra tsy hita maso, noho ny filazan' Andriamanitra na ny irany: Tsara ny manana ny finoana nefa koa mbola tokony hampifanaraka aminy ny atao
Foto-kevitra iompanan' ny fivavahana iray: Ny finoana kristianina. / Mampiely ny finoana [1.1]
 Fandraisana sy fankatoavana hevitra na zavatra iray tsy ilana porofo fa atao tanteraka amin'ny fo tsy misy fihambahambana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Faith, belief [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay La foi [1.8]
 Foi [1.13]
Ohatra 
1-Maha kely finoana ahy ny fahamarinany; [2.470]
2Marina mafy tsy mahakelikely finoana amin' ny fiainana mihitsy izy ity! [2.4]
Lohateny Finoana sy Fahazavana
Ny amin' ny finoan' ny Bara (Ramarlah Antoine Marie)

Fivaditsoratra 