Teny iditra | filanjana (lanja) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra voavoatra atao fitondrana olona lanjain' ny olona efadahy Asa atao rehefa milanja, izany hoe mitondra ambony soroka: Toy izao no filanjana ny entana amin' ny bao [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A palanquin [1.2, 1.7] | |
A pole balanced across the shoulders for carrying. See takona. [1.2] | ||
A litter for carrying the sick [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Chaise à porteurs [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |