Teny iditra filanelina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-damba volonondry na landihazo maivamaivana nefa mafana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Flannel [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Flanelle [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: flanelle.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31