Teny iditra | filamaka (lamaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetra na fomban' ny zavatra milamaka [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Mod. s. from milamaka (lamaka).] A mat. (Prov.) [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Natte. (Rac. làmaka) § tsìhy. [1.19] | |
Tovy hevitra | tsihy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |