Teny iditra | filaharana (lahatra) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fijoroana mitandahatra manaraka tsipika mahitsy [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Order in rank; a queue of people; a rank or a row [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ordre de rang; rang, alignement [1.8] | ||||||
Rang, ordre, relation d'ordre [1.13] | |||||||
Ohatra |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12 |