Teny iditra fikohafana (kohaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famoahana feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra noho ny aretin' ny havokavoka na fahamaimain' ny tenda na ny lalandrivotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de tousser, d'appeler en toussant; la saison des rhumes [1.3]
Ohatra Ny fandehanan-drà mena be ao anatin'ny faritra fotsy eo amin'ny maso dia mety ateraky ny fikohafana. [2.424]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/02