Teny iditra | fikasana (kasa) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanampoizana, fisainana mialoha, fitetehana: Fikasana an' olombelona, fa ny didy an' Andriamanitra Zavatra tetehina ho azo na hatao, faniriana mafy: Tsy afa-panadinana izy ka levona ny fikasany [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | An intention, a purpose [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | La résolution [1.3, 1.8] | ||||||
Le propos [1.3] | |||||||
Intention [1.8] | |||||||
Ohatra |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fikasana io | ||||||
Fivaditsoratra | fikasana, fisakana, fisanaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/23 |