Teny iditra fijinja (jinja)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mijinja: Hafa izany fijinjanareo vary izany
Azo jinjaina: Tsy mbola fijinja itony vary itony, ry Rakoto [1.1]
Ohatra Kanefa lazaiko aminareo: Atopazy ny masonareo, ka tazano ny eny an-tsaha, fa efa manopy mena sahady ny vary ka efa ho fijinja. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09