Teny iditra | fihinam > fihinana (hinana (hana)) | ||||||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mihinana: Raisiny amin' ny hazo kely no fihinan' ny Sinoa ny vary Azo hanina: Misy holatra betsaka tsy fihinana fa misy poizina [1.1] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Anaram-biby |
| ||||||
Fivaditsoratra | fahaniñy, fihinana, Ny Fanahy |