Teny iditra | fihina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitazonana mafy amin' ny tanana tokana atao mikainkona na amin' ny tanana roa ampifandraisina mba tsy hahafahan' ilay voatana mikofoka. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A grasp, a clutch, seizure by both hands. See fehitra, fikitra, fina [1.2] | |||||||||||||||
A grasp, a grab, a clutching [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de tenir, de retenir [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Action de serrer, d'embrasser [1.3] | ||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | fahiny, fanihy, fihany, fihina, hanify |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/27 |