Teny iditra | fihiaka (hiaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mihiaka, na mihaika, mihantsy ady [1.1] | |
Teny iditra | fihiaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Voromahery [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A species of long-legged hawk (gymnogene). Polyboroides radiatus, Scop. Same as fiaky, fieka, feheaky, and voronomby [1.2] | |
Anarana siantifika | Polyboroides radiatus | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Tovy hevitra | feheaky ~ feka ~ fiaky | |
Fivaditsoratra | ahifika, fihaika, fihiaka, fikaiha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |