Teny iditra fihantana (hanta)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fangatahana mafy aoka izany; fiangaviana amim-pitalahoana fa matoky fitiavana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La supplique, le recours à, ceux à qui on a recours, ceux qui gâtent leurs enfants [1.3]
Ohatra Hoy ny mpanoratra eto mantsy ny fony " Te-hahita ilay akanin-dray sy reny fihantana." [2.314]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09