Teny iditra fifadiana (fady)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy fihinanana na tsy fisotroana, tsy fanaovana zavatra, na noho ny fitanana ny fandraran' ny Razana na noho ny famehezan-tena: Fifadiana fisotro mahamamo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Abstention [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'abstinence, le jeûne, la mortification, le temps [pour le jeûne] [1.3]
 Abstention de certains mets, certains actes tabous [1.8]
Ohatra 
1Ny Fivavahana sy ny fombany rehetva dia ny Batisa, ny Asosaiety, ny fifadiana alahady, ny Fiangonana na alahady na tsy alahady sns dia tsy maintsy hajanona avy hatrany. [2.508]
2Tsy azo lavina kosa anefa fa nisy toe-tsaina tsara sy madio izay tsy azo odian-tsy hita tamin' ireo fombafomba nankalazana ny famorana taloha, toy ny fifadiana ny fitondran-tena ratsy nandritra io fotoana io. [2.436]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21