Teny iditra | fibarana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Antsibe [1.78] | |
Karazan' antsy lava taho, mifaingo-doha ny lelany, ampiasaina hikapana herana, zozoro [1.1] | ||
Karazan' antsy lava taho sahala amin' ny kalaza, saingy ety sy lavalava kokoa ary mifaingo-doha ny lelany [2.472] | ||
Voambolana | Fitaovam-piasana | |
Fivaditsoratra | fanabira, fanaraby, fibarana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |