Teny iditra | fibaka (baka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba na toetran' ny zavatra mibaka, izany hoe mihataka misokatra be, toy ny tandrok' omby sasantsasany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'état divergent en V [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |