Teny iditra | fiaro hazo | |
Singan-teny | fiaro ; hazo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Hazo ambolena na atsatoka atao fefy hiarovana zavatra amin'ny rivotra [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Rideau de bois, brise vent [1.13] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |