Teny iditra fiantsonana (antsona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano, Tambahoaka] [ fiantsoñana ] fitodiana [1.78]
 Toerana fijanonan' ny fiara isan-karazany: Fiantsonan-dalamby, fiantsonam-piaramanidina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A landing-place, a port, a harbour. [1.2]
 A port, a seaport; cf. seranana, fitodiana [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le port, le débarcadère [1.3, 1.8]
 Le quai [1.3]
Voambolana 
Tovy hevitra fitodiana ~ seranana
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra Fiantsonana (fiantsonana)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Ohatra Tsy afaka nandeha lavitra intsony izy ireo noho ny hasasarana sy ny fijaliana amin'ny tongotra marary, fa teo Ambohiambo, tao amin-dRajosefa mpampianatra, tao Fiantsonana no nandry. [2.588]
Voambolana 
Fangi-bolantany -19.2833333, 47.15
-19.15, 46.2
-19.1166667, 44.3
-19.1166667, 46.7833333
-18.3166667, 47.9333333
-18.1, 47.1

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/16