Teny iditra | fialan > fiala (ala) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina miala, izany hoe mandao toerana iray [1.1] | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | afaly, alafy, falia, fiala, lafia |
Teny iditra | fialan > fialana (ala) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fandaozana toerana iray: Nalahelo daholo ny namako tamin' ny fialako tao Fialana amin' ny fahazaran-dratsy [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A going away; excusing oneself from blame or from a duty, a resignation [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Départ, action de se désister; échappatoire; démission [1.8] | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fialana io | |||