Teny iditra | fempina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Feno, tampina [1.78] | |||||||||||||||
Tampina, tsentsina, tsy misy hivoahana: Fempina ny arabe fa nisy lozam-piarakodia nitronga [1.1] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Stopped, impeded, suspended, filled, as a river by sand. See tampina. [1.2] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | fempina, mpanefy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |