Teny iditra fehizoro
Singan-teny fehy ; zoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vato fanorenana alatsaka alohan' ny hanaingana ny rindrina; vato fanorenana, fototra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ fehy zoro ] A corner-stone [1.2]
 A cornerstone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pierre angulaire [1.8]
Ohatra 
1Dia nalefa ny vahoaka haka hazo ngeza hatao andry sy fehizoro. [1.437]
2Fisaorana sy fampaherezana koa no atolotra ny Kanto Fehizoro Teatra izay hilalao azy ny 13 Novambra. [2.528]
Voambolana 
Kamban-teny 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01