Teny iditra Faraony (fara, ony)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Renirano lehibe miandoha ao atsimon-Ifanadiana (avaratra-atsinanan' i Fianarantsoa), dia miatsinanana somary mianatsimo, mandala eo avaratr' i Sahasinaka, dia mivarina amin-ny ranomasina eo avaratr' i Manakara [1.10]
Fanazavàna teny frantsay Fleuve de la préfecture de Farafangana [1.11]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/22