Teny iditra fanovoka (ovoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manovoka; na manala, manesotra, mantsoaka [1.1]

Teny iditra fanovoka (ovoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana famaky sady mifaingoka no fisaka ny lelany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Herminette [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31