Teny iditra | fanomboana (tombo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fihamafisan' ny aretina [1.1] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Teny iditra | fanomboana (hombo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanasiana zarany: Fanomboana angady [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |