Teny iditra fankamamiana (hamy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fankasitrahana: Mahafinaritra ahy izao fankamamianareo ny soa kely nataoko teto
Fitiavana, firaiketam-po: Ny fankamamiana ny fihavanana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La complaisance, l’attachement [1.3]
Ohatra 
1Ny fahasarotan' ny mizara ve hita koa any amin' ny fankamamiana sy ny fihainoana ny hafa? [1.369]
2ny fitenin' ny olona efa leo, ny sary ataon' ny mpanao sarihitatra, ny tantara fohin' ny mpanao hatsikana dia mampibaribary ny tsy fankamamiana ny mpanao politika. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/29