Teny iditra | fankahala (hala) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny olona na ny zavatra ankahalaina: Ny ratsy no fankahala, fa tsy ny tsara Fomba tsy itiavana: Mandositrany ratsy no fankahala azy tsara indrindra [1.1] | |
Ohatra | ireto hianareo mianakavy, hoy Rabery, milafika mitsabo izay tokony ho fahavalo sy fankahala indrindra eto ambonin' ny tany!
[2.499] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21 |