Entrée | fanjavonana (zavona) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fotoana fisian' ny zavona; fisian' ny zavona: Anisan' ny tokony hampitandrina ny mpitondra fiara ny fanjavonana ¶ Fandosirana na tsy fahitana olona na zavatra foana eo: Zava-mahatalanjona ahy ny fanjavonan' ny bokiko teto ambony latabatra [Rajemisa 1985] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |