Teny iditra | fanisy (isy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manisy, mamely [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on peut mettre, qu'on peut frapper; là où il faute mettre [1.3] | |
Teny iditra | fanisy (isy) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Azo asiana, velezina: Tsy fanisy sira betsaka itỳ laoka itỳ ~ Fanisy tehamaina ny zaza mpamalivaly [1.1] | |
Fivaditsoratra | fanisy, fasiny, fisiña, safiny |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |