Teny iditra fanisihana (sisika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampidirana, fanosohana, fanampiana
Fanomezana olona zavatra na vola hanangolena azy [1.1]

Teny iditra fanisihana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanasarahana litera na teny amin'ny alalan'ny vy iva noho ny litera [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Espacement [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20