Teny iditra fanintona (sintona)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manintona
Azo sintonina [1.1]

Teny iditra fanintona (sintona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany [1.1]
 Aretina mampihinjitrinjitra ny vatana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Convulsion [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra fanintontsintona

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13