Teny iditra fangozohozoana (hozohozo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahosana, faharerahana mampangovingovitra ny tena ka tsy ahafahana mihetsika na mamindra tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La faiblesse, la débilitation [1.3]
Ohatra fa ny rantsam-batany dia asiako fangozohozoana mandritra ny andro iaianany [2.996]
Tovy hevitra fihozohozoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08