Teny iditra fangozohozo (hozohozo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona mangozohozo, izany hoe mangovingovitra noho ny harerahana na ny fahanterana ka tsy mahay mihetsika na mamindra tsara [1.1]
Tovy hevitra fihozohozo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05