Teny iditra fangoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny miromoromo tsy voatenona, izay esorina amin' ny lamba: Fango-damba [1.1]
 Potipoti-kofehy nohetezana tamin'ny tenona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The loose threads of a piece of cloth which are cut off after it has been woven. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Le bout non tressé qu'on enlève des étoffes [1.3]
Voambolana 

Teny iditra fangoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandrika, hafetsifetsena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Deceit, plausible pretence, guile [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Piège, ruse [1.3]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra fangoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy In the provinces, both in the root and derivatives, it means an obstruction, an impediment, physical or moral. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Empêchement qui retient (fihehy). [1.19]

Teny iditra fangôka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] fihogo [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/17