Teny iditra fangalampiery (ala, ery)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kilalaon' ny ankizy izay toy izao no fandehany: miafina ny maso fa misy anankiray kosa mitady ireo mpiery; ary dia izay hita voalohany amin' ireo indray no mitady; raha misy tsy hitan' ilay mpitady dia milaza "afa-po" izy, ka miseho ilay niery [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra alam-piery ~ fanalampiery
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31