Teny iditra | fandroahana (roaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanosehana handeha hialoha na hihataka: Fandroahana ny omby any an-tsaha. / Nahatsikaiky ny fandroahan' i Niry kely ilay alika Fanesorana, fanendrena hiala: Tsy fanao ny fandroahana mpiasa tsy misy antony [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The act of driving out or away [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Action d'expulser [1.8] | |
Fivaditsoratra | fahandroana, fandarohana, fandrahoana, fandroahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |