Teny iditra | fandambolambo (lambolambo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mandambolambo na mandama mba hililotra tsara Fomba entina manatsara, mandokadoka; fomba entina manafosafo, manambitamby [1.1] | |
Teny iditra | fandambolambo (lambolambo) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Azo lambolamboina, halamaina mba hililotra tsara; azo dokadokafana, hatsaraina; azo safosafoina, tambatambazana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |