Teny iditra | fanatsihana (hatsika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiantsoana amin' ny fihetsiky ny loha na ny tanana; famahanana, famaikana ny fembasy [1.1] | |
Teny iditra | fanatsihana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovana misy makarakara entina mampitsika ny rano [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | égouttoir [1.13] | |
Fivaditsoratra | fanatsihana, fanitsahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |