Teny iditra | fanasitrihana (sitrika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandentehana any anaty rano: Tsy mora ny fanasitrihana alika ao anaty rano Fanafenana: Ato no fanasitrihan-dry zalahy ny boky tsy tiany ho hita Fandevenana, fampidinana na fametrahana ao anaty fasana: Amin' ny telo ny fanasitrihana ny razana [1.1] | |
Tovy hevitra | fanitrihana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |