Teny iditra | fananganana ara-drafitsary | |
Singan-teny | fananganana ; ara- (araka) ; rafitsary | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanoritana manaraka ny lalànan'ny rafitsary [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Construction géométrique [1.13] | |
Voambolana | Matematika: rafitsary | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18 |