Teny iditra fanamarihana amin' ny refy venty
Singan-teny fanamarihana ; amy ; refy ; venty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fametahana teti-drefy eo amin'ny fitaovana iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay étalonnage: Fanamarihana fanipihana iray amin'ny refy venty (Étalonnage d'une règle) ~ Fanamarihana goro iray amin'ny refy venty (Étalonnage d'un vase) ~ Fanamarihana tavoahangy iray amin'ny refy venty (Étalonnage d'une bouteille) [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/27