Teny iditra | fanalefahana (lefaka) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fanaketrahana; fampitonena; fampihenana [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Assouplissement: Fanalefahana ny tanana: assouplissement des mains [1.13] | ||
Ohatra | Miseho lany etsy sy eroa ny fanomezana fanalefahana na koa alalana manokana tsy handoa hetra.
[4.27] | ||
Tovy hevitra | fanatoniana | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09 |