Teny iditra fanahy fito
Singan-teny fanahy ; fito
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Toetra tsara mahay mandefitra, miara-mifaly amin' izay mifaly ary miara-malahelo amin' izay malahelo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Esprit qui sait se plier à tout, se faire tout à tous [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13