Teny iditra fampanonona (tonona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filazan-javatra amin' ny teny fohy natao hovinanina, ohatra : Tanora banga, antitra vao boribory (volana)
Mitovy hevitra: ankanonona ~ fanonona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Questions énigmatiques et leurs réponses, charades proposées et devinées [1.3]
 énigme [1.5]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31