Teny iditra famoy (foy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qui mérite d’être abandonné, manière de renoncer à [1.3]
Ohatra Hataoko ahoana no famoy anareo mirahalahy, indray andro? [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/29