Teny iditra famoriana (vory)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiantsoana ho tonga miaraka amin' ny toerana iray; fanaikana, fanaingana: Famorian' ny ben' ny tanàna ny fokonolona ny alarobia
Fanangonana: Raharahany famoriana tain' omby ho an' ny mpamboly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The act of gathering [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de réunir [1.8]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20